Anio-info Madagascar

Madagascar

Connexion membre

Connexion avec Facebook

Activités récentes

  • En France, il n'y a plus de service militaire national obligatoire, il n'existe plus que des corps d'armées professionnels, donc des mercenaires officiels dont les missions en terres étrangères sont commanditées par l'Elysée, sans avis du Parlement, ni consultation populaire par voie référendaire - les familles qui perdent les leurs en tant que "Rambos" sont les seules en deuil, car elles seules en subissent les conséquences - les cérémonies "officielles" au retour des corps ne sont que des excuses F.Hollande ment aux Français qu'il décidera, si élu, à rapatrier les français en Afganisthan : il doit faire les passations avec Sarkozy et avoir des milliards pour le transports des matériels de guerre, et avoir l'avis de l'Otan. ALORS:gouverner, c'est prévoir avec des mensonges - voilà la politique actuelle...
    profile 05:27 AM
  • eto atsikana zany........., aleo tonena rey olona ny fotsika madinika , aleo atsikana mivavaka mba hampilamina ny lehibe tsika fa atsikana fona no victime 1er refa ny lebe tsika tsy mifanaraka .
    profile 06:41 PM
  • Miala tsiny indrindra fa tsy isan'andro na vahiny rehetra no hangatahanay haverina fa izay mba vitsivitsy nangatahana izay. Misaotra
    profile 05:40 PM
  • Miarahaba anao ao @'ny Admin. Dia mbola miangavy anao ihany indray fa tsy hita ao @'ny pdcasts ny resaka nifanaovana t@'i Rainijaonary ny alakamisy faha 26 janoary 2012.
    Miangavy indrindra raha azo hatao. Misaotra tompoko ô.
    profile 05:37 PM
  • Efa RNM ihany koa no mandeha ho anao izay mankafy izany
    profile 04:18 PM
  • Aza miasalasala raha misy fanontaniana tianao apetraka
    profile 04:11 PM
  • chargé un nouvel avatar
    profile 02:06 PM
  • A propos de cette nouvelle acquisition d'Air Mad? finalement s'agit-il d'un boeing, comme à l'accoutumé, ou un Airbus pour contrecarrer les anciens francophobies?
    profile 02:05 PM
  • Mpikambana vaovao! raha misy fanontaniana zany dia afaka mamaly mivantana eto ny ANIO?
    Misaotra
    profile 01:31 PM
  • Tsy fantatry ny 90% amin'ny mponina malagasy ny Tantaram-pirenena : tamin'ny Ady lehibe faharoa, dia vichyste ny haut-commissaire franstay teto Madagasikara, izay nifanaraka tamin'i Hitler fa alefa eto Madagasikara ny Juifs, eto no ho dorana sy aringana - nandre io de Gaulle dia nangataka ny Anglisy handefa miaramila ambony anglisy hitarika ny miaramila zoulous avy ao Afrka Atsimo (1942) - tao amin'ny EPPAnalakely sy Mahamasina no natoby izy io. Mila vehivavy izy, dia nalefa ny posiposy haka vehivavy tany Ambohimalaza, Imerinkasinina, Ambohimangakely.. ny maraina averina amin'ny tananany ireo vehivavy ireo... Sao àry, sao.. misy "appel du sang" ka maika ery ho any Prétoria ( ao ny ho monina any, ary manangana orinasa goavana any..)
    profile 11:05 AM
  • Fa ahoana ihany le rnm tsy possible mihitsy ve? Zahay mba te handre an'ny le ampitapitao
    profile 10:56 AM
  • Tsy anjarako ny mampianatra na manoro lalana ny olona hivavaka : izaho catholique : aza adino ry katolika iray finoana isa'andro : atomboka amin'ny "Izaho mino.. ny Rainay, ny Arahaba, ny Voninahitra..." Ataovy vavaka iarahan'ny fianakavina, raha btsy ampy ny fotoana iaarahana, dia samia manao tsirairay avy, na toerana aiza na toerana aiza, ataovy manginginga ao am-ponao.. Aza menatra manao marika "min'ny Anaran'ny Ray rehefa mandalo glizy, sy mivavaka mangataka tso-drano isaky ny hisakafo...
    profile 08:23 AM
  • Hialana tsiny indrindra ho an'ireo izay niandry ny télévision teto omaly hariva fa noho ny antony ara-teknika dia tsy vita mialoha izany.
    profile 06:27 AM
  • mba jerevo ihany itony site itony ahitantsika ny marina , www.mondialisation.ca,ny libye verte et révolution mondiale .Mivavaha mafy koa isika ho an ny tanindrazantsika e! izay no vahaolana mety indrindra ,mifampahery eto foana isika ,.Mampalahelo ny fisainan ny Malagasy aty ampita fa tena miseho mahalala ny fiainan ny Malagasy any antanindrazana ,vaovao lainga be no hiziriziriany ho marina ,.Ny ratsy no ankamamiany ho marina ,izany ilambavaka daholo ,aza kivy ry vahoaka fa homba antsika Andriamanitra .Mbola ho avy ilay maraimbaovao ho atsika ,raiso ho anatra ho antsika ny ataon ireto mpanao politika mpiray tsikombakomba @ imperialista ireto ,tsy menatra ny mivarotra ny Malagasy ,ny fiandrianampirenena nohon ny inona ? fitiavantseza,fitiavamboninahitra,fitiavana VOLA ;Ianareo miarila izay tsy nanaiky an iny feuille de route iny ,raiso ny andraikitra ,vorio ny olonkendry tia tanindrazana ,hanohitra ny habibian ny mpanao politika izao ,mahereza isika
    profile 11:33 PM
  • aiza ny video androany 26/1/12 ee
    profile 10:53 PM
  • salut
    profile 08:41 PM
  • La feuille de route c'est comme la bible: chacun l'nterprète à sa manière
    profile 12:20 PM