Madagascar |
|
Activités récentes
-
RTA sur http://www.anio-info.com - mafagascar Pas de description
-
TVM - AMPITAMPITAO AN-TSARY sur http://www.anio-info.com Pas de description
-
chargé un nouvel avatar
-
efa mandeha fa ny mampalahelo dia efa vita le vao2 vao nandeha le izy
-
tsy mandeha hatrmin'izao
-
tsy mande radio enona vao?
-
sarotra ny fiainana dia tsy maintsy mikarataka kely aloha e!Mbola sambatra isika any afaka mifampijery sy mifanampy ,fa raha aty ,iza no hianteherana ? Mampahery antsika Malagasy hatrany ,mba hahay hifidy ny anjara tsara ho an ny firenena e!Manankarena ny tanintsika hoy aho ,ZONTSIKA ny mampifilafila ny firenena matanjaka @ harena izay hananatsika ,sady ilaindreo e!Mahereza daholo ,ny mahafinaritra ahy @ site ty koa dia tena mbola mifanaja ny mpandray anjara rehetra ,enga anie mba hitohy hatrany izany fifanajana izany
-
TVM sur http://www.anio-info.com Pas de description
-
MATV sur http://www.anio-info.com Pas de description
-
VIVA sur http://www.anio-info.com Pas de description
-
RTA sur http://www.anio-info.com - Madagascar Pas de description
-
Lasa vacances jiaby angaha ianareo ao andafy ao. Malaza mihintsy ny tarika Rossy ato @ Antsiva ato
-
fa ahona ary no mitongy ty zavatra
-
TVM 20 février 2012 sur http://www.anio-info... Pas de description
-
MATV 20 février 2012 sur http://www.anio-info... Pas de description
-
VIVA 20 février 2012 sur http://www.anio-info... Pas de description
-
RTA 20 février 2012 sur http://www.anio-info... Pas de description
-
Miala tsiny fa tena manana "partie partizan" BE ianao Ramatoa Annick Raherimanana!!! Mila mianatra ny mpanao gazety Gasy fa mitovy @ ireo mpanao politika ihany ianareo ireo!!! MAMPALAHELO!!!
-
Fisaorana mitafotafo no atolotra ny tompon'andraikitra tompoko,
-
Hilazana ihany koa ianareo izay mpanaraka izany fa hiverina manomboka androany ny fandefasana ireo télévision mahazatra anao. Nisy fahatapahany moa izany noho ny rivo-doza nandalo teto Madagascar.
-
Miarahaba antsika rehetra.
Ilazana ianareo izay mpanaraka tsy tapaka ny Radio Antsiva fa mitohy tsy tapaka ny fandrenesana izany mivantana eto amin'ny Anio-info ary mbola mamerina ihany izahay fa tsy andoavam-bola ny fihainoana ny radio eto. Misaotra anareo izay maro be tokoa tonga eto.
Ahafahan'ny malagasy tsy ankanavaka mitovy hahavo amin'ny fahalalàna vaovao sy ny zava-miseho eto Madagascar no anton'ity site ity.
Maro ireto site Internet mangalatra mandefa ny radio mandeha ato amin'nity site ity koa aoka isika samy hanome ohatra tsara ho an'ny taranaka aman-dimby ka haneo ny maha malagasy tsy misy kihanina antsika. Na dia maro aza ny vola lanin'ny Anio-info mampita ireo vaovao izay hitanareo maso ato amin'ity site ity dia mijanona ho tsy andoavam-bola hatrany ny fidirana ato. Aoka ho samy haneho fitiavan-tanindrazana @ izay tandrifiny avy ny tsirairay.
Mbola haverinay eto ihany fa ny Anio-info dia tsy manao politika. Tsy manohana ara-politika na ny andaniny na ny ankilany fa mandray ny malagasy tsy an-kanavaka ary manasa ny tsirairay handray izay tandrifiny azy ahafahan'ity Madagascar ity hivoaka amin'ny fahantrana mianjady azy. -
rehekitra ny kaimba vaza
