marina
moana indray ny rnm????!!!!!
2 semaines -
- Karma

- Membre depuis
- Vendredi, 27 Janvier 2012 10:53
- Dernier accès
- 17 heures 22 minutes -
- Visite du profil
- 168 visite
-
moana indray ny rnm????!!!!!
-
Mialatsiny fa tena tsy mitovy hevitra @ Soafinaritra ao @ lay fomba fijery hoe ny vahiny no manjakazaka, sao kosa de fotoana zao mba hisokafan'ny toe-tsaina ka hianarana zay tsara ataon'ny vahiny, nefa koa hifikirana ny fahendrena malagasy. Tombotsoa sy harena ho an'ny firenena iray ny fandraisana vahiny @ taniny indrindra raha resaka toe-karena no jerena. Anjaran'ny tompontany rehefa avy manitatra sy mikaroka hoe inona fomba atao mba tsy ho 100% lasa any ivelany ny tombombarotra azo avy @ fiaraha-miasa. Raha toe-javatra efa sarotra eto @ firenentsika mbola hampiana indray hoe ny vahiny no manjakazaka, de ho aiza no hiafarantsika. Tsy misy firenena mahavita tena, fa mifampiakindoha ny tsirairay, eny fa ny firenedehibe aza, mainka isika firenena mbola eo andalampandrosoana. Efa nosy isika, tsy mahita mivantana zay zava-misy any firenen- kafa. Noho izany de heveriko indray fa tombony goavana ho an'ny mpiray tanindrazana ho antsika ny mandray sy miara-miaina @ hafa firenena. Manaraha vaovao de jereo, ny ady ataon'ny malala-saina sy ny manampahaizana momba ny hamaroa an'isan'ny mpifidy ny Front national aty France. Mahafaly ny maheno ny kabary ny antoko ankavia, zay manizingizina fa tsy olana ho an'ny France ny fandraisana mpifindra-monina, mifanoitra @ hevitra voizin'ny antoko ankavanana. Mba maniry koa aho raha maniry ny tsy hisian'ny fanentanana ho amin'ny fanavakavahana eto Madagasikara. Sady tsy voatery ny hafa foana no tompon'antoka @ tsy fahombiazana.
-
Ahoana miitsy ny sécurité eto Madagascar ity e, fa inona no hanakaramana ny polisy sy gendarme maro eran'ny nosy io, tsy hiaro ny mpiray tanindrazana aminy? Tena efa mampiteny ny moana mihitsy izy ity???!!!!
-
20% azon'i FN première tour présidentielle aty france, loza !!!!
-
Misy ambadika politika marina ve le izy sa de efa hetraketraka sy tsy fahaiza-miaina fotsiny izao. Aiza ny fahendrena malagasy taloha. Ary izy io ange tsy @ vahiny ihany fa tena ny tsy fahandriampahalemana mihitsy no mirongatra etsy sy eroa e! De toa tsy ahenoana feo mihitsy ny tompon'andraikitra isankarazany ... Firifiry ny maty voavono miseho gazety, na gasy na vazaha, na eny ambanivohitra na eny antanandehibe. sa ve atao efa lasa fanjakan'ny baroa izao????!!!!!!!!!!!!!
-
marina a ajouté un commentaire à l'album GAZETY 11 avril 2012ahoana ny famakiana an'ny le gazety sa de efa mijery ny titre fotsiny. Mba misy article te-hovakiana fa tsy fantatra hoe ahoana ny famakiana azy eto. Misaotra
-
Aty antany lavitra de mahatsiaro an'ireo maty noho ny tanindrazana t@ 47. Anjarantsika taranaka sisa tavela no mamelo maso azy ireo
-
Tsy misy baguette magique eto ka hoe, tonga @ fitondrana androany Rajoelina, de ho manga daholo ny lanitra, indrindra fa ianao ihany nilaza fa 50 ans tsy nisy fiovana. Ny olana de satria ireo teo @ fitondrana teo aloha nihinam-bahoaka no mbola manelingelina ny fitondrana te hanarina ny vahoaka, ka manohitra isanandro ny soskevitra tiana hivoahana @ tetezamita. Raha ny grevy ny eny @ anjerimanontolo, de zay no atao hoe anjerimanontolo gasy, izà no focntionnaire sy mpianatra nigalabona t@ fitaondrana teto Mcar raha tsy ny mpampianatra sy ny mpianatra teny @ université? Taiza no nipoiran'ny grevy t@ 1972 tsy teny @ université? Tsy mametraka olana @ tantara aho raha mampahatsiahy izany, fa les CSS sont les enfants gâtés du pays.
-
Fisaorana mitafotafo no atolotra ny tompon'andraikitra tompoko,
-
Tsy ahenoana vaovao mihitsy ny any Nosy-varika sy Mananjary taorian'ny cyclone iny. Miala avy any avaratra ny mpanome vaovao de mijanona eo vatomandry mahanoro, ny avy aty atsimo indray de ny ao Manakara sy Vohipeno ihany no re. Fa ahoana e ?!!!!!!!!!!!
-
Misaotra manokana ny tompon'andraikitra ao amin'ity anio infos ty aho satria sady malalaka ny fidirana ao, no olona tsotra, tsy misy firehana manokana ny tompon'andraikitra. Ny tanjona de ny mba ahafahantsika mifanerasera sy tsy tompon-trano mihono amin'ny vaovao manerana ny nosy. Poron'izany ny fahazoana mivantana ny rnm, zay hany mahenika ny Madagascar hatramin'izao.
Tohizo fa tsara ny ezaka ataonareo tompon'andraikitra. aza adino fa ny manao ihany no misy mpisikera -
Aiza ho aiza lay rivo-doza zao. tsy mandeha ny RNM aty aminay. Misaotra
-
Misaotra tompoko, tena Radio Madagascar tokoa no mandeha. Tamin'ny zoma tokony tamin'ny 2h30 tsinona aho nihaino, de fandaharana politika no nandeha tao, nefa mivantana avy any Toliara ny an'ny RNM de zay no nahagaga ahy. Fa misaotra fa mahazo le izy ka.
-
Fanontaniana ho an'ny tompon'andraikitra: fa ahoana le hoe RNM etsy ambany nefa tsy radio Madagascar akory. Sarotra be ve le mndefa mivantana ny radio nationale. Mba te hanaraka ny vaovao sy fandaharana avy amin'ny radio Madagascar izahay tompoko! Misaotra indrindra.
-
Fa ahoana ihany le rnm tsy possible mihitsy ve? Zahay mba te handre an'ny le ampitapitao
