soafinaritra
zao ihany no lazaiko anareo vahoaka manaraka ny mpanao politika ireo,aza manaiky hatao fitaovana mihintsy.mba fantatrareo moa inona ny zava miseho manerana ny tany ?tany milamina dia volena korontana ,satria nahoana ? misy ny olona ao @ ilay firenena no manaiky hatao fitaovana hanakorontanana ny fireneny ,ny schéma mitovy daholo ihany ,hosorampotaka ny tafika fa mamono vahoaka ,nefa fantatra fa misy olona karamaina hitifitra vahoaka ,Aza maiky hatao fitaovana ,aza simbaina ny firenena e! tsy tomobotsoambahoaka no hiadiana io e! tombotsoan ny firenena matanjaka io ,ka aza manaraka ny ataon ireo fa ho matimaty foana sy ho voasambotra eny e!ny fianakaviana no sahirana
17 heures 40 minutes -
- Karma

- Membre depuis
- Dimanche, 16 Octobre 2011 15:15
- Dernier accès
- 14 heures 16 minutes -
- Visite du profil
- 370 visite
-
zao ihany no lazaiko anareo vahoaka manaraka ny mpanao politika ireo,aza manaiky hatao fitaovana mihintsy.mba fantatrareo moa inona ny zava miseho manerana ny tany ?tany milamina dia volena korontana ,satria nahoana ? misy ny olona ao @ ilay firenena no manaiky hatao fitaovana hanakorontanana ny fireneny ,ny schéma mitovy daholo ihany ,hosorampotaka ny tafika fa mamono vahoaka ,nefa fantatra fa misy olona karamaina hitifitra vahoaka ,Aza maiky hatao fitaovana ,aza simbaina ny firenena e! tsy tomobotsoambahoaka no hiadiana io e! tombotsoan ny firenena matanjaka io ,ka aza manaraka ny ataon ireo fa ho matimaty foana sy ho voasambotra eny e!ny fianakaviana no sahirana
-
ratsy ny vokatra entin io amnistie io satria nahoana ? izay mpitondra namono vahoaka rehetra ,izay nangalatra rehetra ,izay nanao ratsy rehetra dia tsy ho azo enjehina daholo .Matimaty foana daholo ,verivery foana daholo ny fananampirenena zany koa ,Ny mpanao politika no miady fo an (io a! afaka daholo izy rehetra ,mitodika @] reo miaramila tia manohana ireo mpanao politika aho ,tsy natao ho anareo io ,ka tokony tsy hanohana fahatany ny mpanao politika intsony ianareo ,ataovy ampy izay ,sy izao fitiavantena izao ,.Ety antany ihany dia amboarina ho mety izany fahotana be izany ,olombelona ihany no nanamboatra izany hiety ,fa eo anatrehan A/tra izany dia mandika ny didiny sady fahotana be .Mbola hiainana ihany ve ny maha firenena mivavaka ny Malagasy sa tsia? ambava homana tompoko
-
Manainga antsika vahoaka aho mba tsy hanaiky hatao fitaovana intsony ,na ho an 'ny mpanaraka ny fitondrana io na ho an ' ny mpanohitra,mijanona nay antrano ,mandehana mivavaka any ampiangonana rahampitso ,Mahita an lay korontana lava ao Tananarivo dia tena mankaleo ,mampalahelo tanteraka ny vahoaka Malagasy ,nohon ny inona ? mpanao politika ,ny mahazo toerana mifikitra mafy eo @] seza efa azony ,ny tsy mahazo mbola minaonaona ,Vahoaka atao fitaovana ,atao hitadiavana seza ,ampy izay ny fanaovana fitaovana ny vahoaka ,ianareo no nahazo seza fa ny vahoaka ,entina atsy sy aroa mba hahazoanareo seza !
-
Raha tiantsika ny hahatsiaro ampilaminana ny faha 40taonan ny 13mai 1972,dia izao ihany no tsara ,any ampiangonana atao ny fankalazana ,satria fahatsiarovana tsy azo hadinoina io ,zahay mbola kely t@ io ,nahita ny frs teo @ vavahadin mahamasina io ,nandeha antongotra hody any an tanàna namakivaky an Analakely ,nisy havana lasa sesitany tany nosy lava,ny tolona madio t@ izany .@izao tsy misy ilana izany intsony ,manainga anareo vahoaka aho ,mipetraha any antrano ,milamina miaraka @ ankohonana,aza manaiky elingelenin ny mpanao politika intsony ,izy mahazo seza daholo fa ny vahoaka natao mpanohana fotsiny .Simba ny ho avin ny tanora Malagasy ,ento ambavaka ny tanora satria malaza be le ekipa satanika ao antsirabe !mafy ny mahita ny tanora tsy mianatra ,mafy zany a! mora araraotin ny devoly @ fiainandratsy ;avelao any ny politika ,fa atreo ny fiainampanahin ny ankohonana
-
ny fahazahoana ny radio antsiva dia tsotra ,manao inscription dia @ le àécran gauche io misy soratra hoe anio info ,dia io no cliquéna dia mahazo antsiva soa amantsara ,tsy hitako le anaranao teo dia manjary valiako eto ,
-
tena misy andian olona faly mihintsy ny hamonoana ny firenena ,ny fahitana ny zavamisy @ izao mantsy dia toy ny zava niseho t@ 2002,natao fahirano antananarivo ,nitokona daholo h@ mpitsara teny @ 13/05 ,aoka tsy hanadino izany isika ,misy te hamerina ny 13/05/12 ao ,mino aho fa ireo olona t@ 1972 no mbola ao mabadik izao ,tena mampalahelo loatra ny toetsainareo mpanao politika ,ianareo anie olombitsy e!fa raha tezitra @ reo ny vahoaka tsy ho zakanareo ,Tsy fitiavana ny firenena no fihetsika asehonareo @ izao fotoana izao ,mihevitra ianareo fa raha miala ny mpitondra @ izao dia ianareo indray no hiverina eo ? sanatria izany ;aiza ny sasany ka ho eny @ camp miaramila hono ,fa olona inona ray olona ianareo ? mangaro biby an davaka ? mandiniha tena fa tena mpanimba firenena daholo ianareo rehetra be vava @ izao ireo ,
-
io la fampidirana politika @ fampianarana ,tadidintsika moa le hoe tim fanabeazana ,fahasalamana ,sns,ireo mpanao politika ireo mihintsy no manao kilalao ny fiainambahoaka ao ,ny zanany anefa aiza no mianatra ? aty ampita ,rehefa mitsoaka izy na migadra dia sehony fa vazaha izy ,dia lasa miala tao amponja ,mody aty @ taniny .Raha mbola ireo mpitondra t@ 1972 ireo no mbola ao ,dia izao foana ,korontana ,tsy hanonona ny anarany eto aho fa fantatrareo ny tiako ho lazaina ,tsy politika t@ izany intsony no tokony ampihariny fa efa tokony hiala tao @ izay izy ireo ;Même schéma ny t@ 1972,grève,korontana ,tohizo ihany fa ny harempirenena lasan ny sasany foana ,variana @ zavatra tsy hitondra soa ,be ny very asa zao indray ny mpianatra tsy mianatra !aiza ny fitiavan tanindrazana e?VONJEO ny vahoaka Malagasy Andriamanitra ô! fa tena ampijaliana foana
-
sao mba izao kosa ny vahaolana e!sao efa tokony hovaina ny rafitra nisy h@ zay ;tianareo mpampianatra ary ve ny handoavan ny mpianatra écolage ?mahakasika ny fampianarana @ fanjakana rehetra io ? @ izay angamba tsy hisy intsony ny grève ?
-
t@ fitondran iza no nisy ny génocide tany rwanda?manana ny tantarany daholo marina ny mpitantana reny malala,sady efa fantatry ny olona ve ny politikany tsy tia frantsay dia ahoana koa no hanarahany ny jeu ny e!aoka isika Malagasy izay olonkendry sy vonona ,no hanavotra ny tanintsika ,ireo mbola mikiakiaka vahiny ,sadc e! mpamadika ny fireneny ireny ka aoka hitandrina
-
aoka isika tsy hogaga raha tena tsy mandeha @ izay laoniny intsony ny fiainana ao Madagasikara ,aiza koa ny ray amandreny mihintsy no mampiseho toetra sy fihetsika ,mikomy eo imason janaka @ izao ,aza gagaisika raha manjary manita tsaina ny ankizy sy ny tanora a! Marina fa tena ain' ny fiainan' ny olona mihintsy ny fampianarana ,tokony hojerena ny mpanabe ,misy ny vola hanakaramana ny ct sy cst ,hividianana izao sy izao ,maninona raha mba atao laharampahamehana ny fanabeazana ? satria ao no mamolavola olom banona ! sa ve dia ho lasa mpigrevy daolo ny taranaka ao aoriana ? mba jereo ny taranaka e!mba jereo ny ho aviny e! mandady ny trambo ,jereo t@ gazety androany efa mampiasa tsindrona ny tanora sasany @ drogue io ,tena mahalasa saina a! vonjeo ny taranaka fa sao ho ratsy fiafara ,miangavy anareo mpampianatra aho ,jereo ny ho avin ny tanora,misaotra anareo @ efa vita sy ny hataonareo e!
-
samy tsy misy olona voafidy na iray aza dia tokony tsy hiseho handray fanapahankevitra samirery ny @ firenena , aoka aloha samy hifanaja,sy tsy hamingavinga ny hafa ,aza mamboly fankahalana @ samy Malagasy izany satria tsy tsara ,Mifankatiava ny samy Malagasy fa aza manaiky ampirafesin ny politika,Mahaiza fotsiny manolotra candidat ,tena hampandroso marina ny firenena sy tsy dia tia ny baikon ny vahiny fa tena vonona ny hiaro sy hampandroso ny firenena marina
-
Nahagaga ahy ny nahita an lay hoe solotenan ny sadc teny ambohijatovo omaly ,nanao inona teny izy roa lahy ireny ? Moa an sadc ve Magadasikara no toa mitsabaka sady hita tanteraka ny fironany ,Aza lavina intsony ny fangatahan ireo mpomba an dra8 ireo,olona tsy voafidim bahoaka anie ianareo ,naninona raha h@ izay no mba nanao tatitra t@ vahoaka ? naninona no niandry hoe misy onu ,misy an izao vao ho eny ankianja ? Omeo azy ny gymnase mahamasina @ manaraka ,ho hita eo raha tena tatitra no ataony ,Mampalahelo loatra le fitsabahan leafrikana @ fiainampirenena ,mandona ambompo mihintsy ,An ny Malagasy Madagasikara ,tokony hiala ao @ io sadc io mihintsy ny Malagasy fa tsy misy ilana azy ,lasa zanatanin sadc lay mouvance ,te hampidikizo ny firenena ,tsy anare irery Madagasikara e!
-
tsy tokony hankahala vahiny isika fa mba tokony hahay handanjalanja ny fifandraisana @ ,mampalahelo mahita ireto ankolafy mitatibolana any @ sadc fa alain ny olona ny hazo sarobidy ,Maninona raha miaramientana ry Malagasy ô!mba saropiaro @ harentsika fa aza atao gaboraraka e! aza ny vahiny no atao voky ,fa mba ny tompontany no mba miadana sy finaritra @ hareny !jereo anie lay fifanarahana efa natao teo aloha e! 2%fotsiny ny an Malagasy ,hananatsika ny harena be ,nefa dia ny vahiny ve no tokony hanapaka sy handidy ny harentsika?Mba mampifilafila ,ananantsika ny harena ,ry zareo no mila akorantsika ,maninona raha mba aseho fa manana isika ? mba mi imposé?Mpanao politika anefa dia ny posy no mahamay azy ,mandridika ny kolikoly fa tsy mba ny tombotsoa ho an firenena sy ny an ny vahoaka .Mba misy ve olona sahy ,hanavotra an Gasikara hanavotra ny Malagasy ao anatin izao lavaka mangitsoka izao ?tokony hahay hifanaraka isika fa tsy hisaratsaraka,lasa ny vahiny ve no hanaovana rapport ? aza matimbola koa,ka mivarotra ny firenena e!
-
le @fomba fanaovana politika koa tena mila havaozina tanteraka fa tena tsy mamely e,aiza koa ny sasany zao teo aloha nafana fo ery t@ fanohanana ny fitondrana ,izao ndray lasa niala sy manenjika ny fitondrana ,Zany foana ny ataon ireo mpanao politika ,tsy menatra ny mamadika palitao ,mazava zany izao fa tena tombontsoa no mahatonga azy hanao izany fa tsy fitiavan tanindrazana ,tsy azo antoka zany kilalao izany fa mamohehitra
-
Mahalasa saina ihany lay tsy fandeferana intsony,lay fitsaran olombelona e!mahazo mpangalatra dia mamono ,aiza ny fampianaran ny soratra masina ?no toa valifaty no hatao ?ohatra ny mahatsiaro ny t@ filma western aho ,ao ny halatr.omby ,sns,ny mahatonga ny halatr omby mirongatra io dia ny fandefasana azy velona any comores,Mety ho mbola tafarina ihany ve isika @ izao faharatsiana isankarazany izao e?,,mangalatra,mandroba,mamono olona ,ny fahantrana ,ny grevy ,ny tsy fandriampahalemana,ny krizy volena hitarazoka eny foana ?risoriso ?tsy fahamarinana?ny faharatsiana ?simba ny tanora @ ireo rendrarendra ratsy entin ny vahiny ,ary mahalasa saina ,ny vahiny any @tsika manjakazaka nefa ny Malagasy tsy mahazo avarapatana akory aty @ taniny !
-
tena mijaly ny vahoaka @ tsy fandriampahalemana any @ tsika,mampiteny ny moana mihintsy ,mbola misy aza vaovao miely any hoe misy betsaka zany club satanique zany @ izao ,ka mila mitandrina ny ray amandreny satria ny tanora no tena potehin izany ,misy miantso @ téléphone,misy olona mandona reny dia tezitra le olona dia efa tafiditra ny devoly ,sns....Mila mivavaka sy mampianatra ny zanaka hivavaka mandrakariva isika satria io ihany no miaro @ ratsy Koa manentana antsika mba tsy hovariana ,lazon ady mafy no mahazo antsika @ izao ,koa mila antsika hahery sy hiatrika ny fiainana ,aseho fa isika tsy resy ary tsy matajaka foana na inona famonoana antsika.Asehoy fa tany mino an A/tra isika ,manentana ny mpiandry ,ny mpivavaka rehetra mba hifantoka @ asa efa noekeny teo anatrehan A/tra;mandady ny trambo sao simba ny taranaka e! aoka hiarahientana isika mianakavy ,
-
mafonja ireny teny nataon ingahy Rainijaonary ireny ,efa ela ihany no mba nitenenana hoe aza manaiky ny hampidirina anaty velapandrika,isika MALAGASY IRAY TSY MIVAKY,aza manaiky ho zarazaraina ,satria tsy hampandroso antsika izany ,tsy nozarina hifandramatra isika fa novolavolaina mba hifankatia,Marina fa rehefa namono olona eto antany dia efa meloka zany ,tsy anjaran ny olombelona ny manala ny aina ,Ny ota ,tompoko ,tsy azo hanaovana risoriso ny hanafahana azy ,mahakasika an le amnistie e! ny fangalarana,sy ny karazana faharatsiana rehetra ,efa ota daholo izany ka mendrika hosaziana sy handray ny valin asany ny nahavita izany ,Mba asehoy marina fa matahotra an A/tra ny firenena,izay nanota na nahavita meloka dia handray ny valin asany fa tsy fotsiana @ izany amnistie zany ,fahotana anie reny nanodikodimbola teo @ firenena ireny e! fangalarana ny harempirenena ,famonoan olona ,sa ve efa le monde à l envers koa ny fomba fijery e?dia ny ratsy indray no lazaina fa tsara ? aoka handinika isika e! izay nanao meloka dia tokony handray ny valin asany ,fitsaran ny tany ihany no ahafaka azy fa mbola ao ny fitsaran A/tra izay azo antoka fa tsy hiangatra e!
-
Tena mampalahelo le fanjakan ny baroa misy ao @ tanintsika e! tena baranahana tanteraka lay firenena ,aiza ny miaramila ,ny polisy ,ny zandary @ izany kidnapping lava ao Toamasina izany ? ny halatra miaro herisetra ao Tananarivo ? sy halatra omby any @ faritra Amboasary ? Angamba ilaina chasseur de prime mihintsy vao handry fahizay ny tany a!,ary nyfahantrana ,? ny aretintsaiana mirongatra isan andro ? mbola mba ho avotra ihany ve i Gasikarantsika io e? Manainga antsika mba hanova toentsaina ,ny harempirenena io mba ataovy aradrariny ny fitrandrahana azy ,sy ny famarotana azy fa tsy atao gaboraraka sahala @ izao e:!
-
ny Gtt hitako dia lay olona mpanaratsy ny fireneny aty antanin olona,tsy menatra mihintsy milaza ho tsy tia vazaha ,nefa mipetraka aty @ tanimbazaha ,raha manakambo ny gtt ,tsy mijanona na iray mn eto frantsa fa mody ,satria milaza ho tia tanindrazana ,Asehoy @ anarana entina ny fitiavan tanindrazana raha sahy fa aza be vava fotsiny e!Ny Malagasy tia tanindrazana dia ny Malagasy miaritra ny mafy ao antanindrazana fa tsy sahala @ izao e
-
Madagasikara tanindrazanay ,tany sarobidy masina tokooa lova soa omen ny razanay taloha ,maty ho anao no tena tanjonay ,Mitsangana ry tanora ,Enga anie ka mbola hihamafy ao @ Malagasy ny Fitiavan tanindrazana nataon ireo maherifo ,maty hanavotana ny fireneny ,Aiza zany tolona zany @ IZAO , MATY MOMOKA ?ny mpamadika tanindrazana no betsaka ,aoka samy hieritreritra isika rehetra
-
Aoka isika tsy ho variana @ resaka politika foana ,fa mba jereo ny olana mahazo ny tany ifanadiana ,betsaka ny maty nohon ny fihotsahan ny tany ,ny vaovao avy andafy atao makotrokotroka hoe nihotsaka ny tany tany @ firenena iray ,ny ao @ tsika ,vitsy angamba no mahalala izany ,fa nisy ny Malagasy havana namoy ny ainy tao .Miara ory ny vahoaka namana ,mafy ny nahazo fa dia mahaiza mionona ,Manaraka izany ,manentana antsika aho ny @ fambolenkazo ,fialana @ tavy io fa io no mamotika ny tany ,ka mahatonga ny fihotsahana sahala @ izao ,iny @ faritra ambatondrazaka iny ,ny doro ala atsaharo e!ny dorotanety ,zavadoza ,loza ho an ny firenena satria mamotika zavatra maro.Zany zavadehibe ankoatra ny politika ,Manaraka izany koa ny loza manaraka ,izay nitranga t@ faritra ambatovy iny ,ny nipoahan ny pipe line misy soufre izay nanimba voly ,namoizana ain olona sy olona marary maro:Tokony hojerena akaiky satria tena poizina ho an ny vahoaka ,n Y FITRANDRAHANA NY HARENA ANKIBON NY TANY ?SOUCHE NY TANY IRENY ?IZANY HOE SINGA MAMPAMAFY NY TANY ?FALY ISIKA MAHITA HARENA FA NY FIANTRAIKANY , DIA ATSY HO ATSY DIA METY HO POAKATY NY TANINTSIKA ?NY RANOMASINA MIHA LALINA VOKATR IO ?KA AOKA RE ,atsaharo ,aza faly mitra,draka harena io fa HAMONO ny firenena io atsy ho atsy ;
-
Tsara lay groupe ao @ fb ,fa ny hiangaviana dia hataovy @ teny M/sy ny resaka ,Ny vahaolana ho antsika Malagasy dia ny fiverenana @ A/tra ,Fihavanana ,ialao daholo ny fifampihantsiana ,ny teny ratsy ,fifankahalana .Ialao io politikampanjanaka mampifandrafy ny Malagasy io dia hivaha ny olana rehetra Asehoy ny firaisankina nananantsika teo aloha ,Mpanao mpolitika miaro ny sezany anie no nahatonga izao fisamasamahana etsy sy eroa izao e/Manentana ny gazety ,haino amanjery aho hanajanona tanteraka ny vaovao politika rehetra ,aza henoina ny mpanao politika diamba hisento ny Malagasy ,Mba mikomy isika @ mpanao politika fa tsy ilaina ,mankaleo ny maheno andry zareo
