Anio-info Madagascar

A propos de moi

Basic Information

Gender
Male
Birthdate
22/03/1966

Contact Information

Country
France

Amis

  • Aucun amis encore
bekoto
bekoto
MIJALY NY MALAGASY!!! RESPONSABLES DAHOLY ianareo mpanao polifika ireo!!! Ny frantay noho mbolo manandevo ny Gasy ka isika IHANY noho AFAKA MANOVA izany!!! MITSANGANA RY MALAGASY o!!!
3 mois -
  • Karma
  • Membre depuis
  • Mercredi, 19 Octobre 2011 21:33
  • Dernier accès
  • 2 mois -
  • Visite du profil
  • 120 visite
  • MIJALY NY MALAGASY!!! RESPONSABLES DAHOLY ianareo mpanao polifika ireo!!! Ny frantay noho mbolo manandevo ny Gasy ka isika IHANY noho AFAKA MANOVA izany!!! MITSANGANA RY MALAGASY o!!!
    profile Mars 05
  • Tsory ny tena marina ry rajoelina fa aza mahamahan-danitra ny Malagasy an!!! Efa FANTATRA fa noho varontana t@ MPANJANAKA frantsay ny Tanindrazana ka TSY HO AVELANAY maina ianao satria MASINA laotra ny Tanindrazana!!! Mpanongana sady jiolahy mianakavy!!!
    profile Février 29
  • C'est TRISTE de voir mon Pays dans une telle situation où je n'ai plus d'adjectif pour le qualifier...Que ce soit Rajoelina, Ravalomanana ou les autres "politicards" ILS sont tous pour moi dans le même sac, néanmoins Ravalomanana a su redonner la fierté aux Malagasy et dire merde aux MPANJANAKA!!! Il n'a pas eut la manière de le gérer et ce qui lui a valut sa destitution par les français. Isika, "kely" mijery "genja" ka tsy mitovy mihintsy!!!
    Sachez une chose, TANT que sommes sous le joug des MPANJANAKA, Madagasikara sera TOUJOURS comme ça!!! On ne décollera JAMAIS!!!
    La vieille Europe meurt à petit feu... Nous devons nous projeter plus loin car la France est LOIN d'être le nombril du monde et encore MOINS le bon modèl à suivre!!! NY MALAGASY IRERY IHANY NOHO TOMPONY ary isika irery ihany noho TOKONY ho SAROTONY!!! NE COMPTEZ PAS sur les politicards, ils sont TOUS verreux!!! MADAGASIKARA mendrika fandrosohana tena izy!!! SAMIA MIERITRERITRA NY TENA MARINA... Misaotra Tompoko.
    profile Février 28
  • Miala tsiny fa tena manana "partie partizan" BE ianao Ramatoa Annick Raherimanana!!! Mila mianatra ny mpanao gazety Gasy fa mitovy @ ireo mpanao politika ihany ianareo ireo!!! MAMPALAHELO!!!
    profile Février 20
  • Les paroles sincères ne sont pas toujours agréables, les paroles agréables ne sont pas toujours vraies. Le bien ne s'argumente pas. Les arguments ne sont que vaines paroles. L'ignorant croit tout savoir. L'érudit pense qu'il ne sait rien. Le Sage ne garde rien pour lui. Plus il donne aux autres, plus il s'enrichit. Et il possède un trésor précieux : ce qu'il a donné aux autres. Ayant tout donné, tout lui est rendu au centuple. La voie du ciel est d'agir sans demander, d'obtenir sans lutter, de s'enrichir en donnant. Telle est la voie du ciel : le TAO! A méditer...MISAOTRA TOMPOKO.
    profile Février 16
  • MANKAHERY NY MPIRAY TANINDRAZANA E!!!
    profile Février 14
  • Voasakan'rajohell ve ilay rivodoza nolazainy teny Iavoloha ?Niteniteny foana ka loza marina !!!...
    profile Février 14
  • Voasakan'rajohell ve ilay rivodoza nolazainy teny Iavoloha ?
    profile Février 14
  • Izay olona ny teny teo noho tena olona OBJECTIF!!! SATRIA TSY MISY MANANA NY MARINA FA SAMY DISO DAHOLY KA REFONDATION TOTALE!!!!
    profile Février 07
  • Filoha TSY TENA IZY io fa tsy noho fidinay Malagasy e!!!! Mpamarotra Tanindrazana sady mbola MPANONGA-MPAJAKANA!!! Tena efa mpotiko ilay firenena e!!! Jiholamboto ve noho mitondra ny tana sy ny firenena!!! Samy mi ERITRERITA E!!! ALEFASO NY FIFIDIANANA TENA MADIO DIA HO HITANTSIKA EO!!!
    profile Février 07
  • IO RATSY RAHONANA IO MIHINTSY noho TENA TSY MADIO!!!!
    profile Février 07
  • BE LAOTRA ny Fanatisme sy partisan ao @ nareo mpanao gazety ry Ismaël fa aza mba mandainga e!!! Tsy misy vendrana ny Malagasy fa maheno sady mahita!!! FLAGRANT LAOTRA E!!!
    profile Février 07
  • Tsy mbola AMPY amitsika Malagasy ihany ve ny fizarazaran'ny frantsay antsika atramizay e??? Izay manaky ho andevony dia anareo samy irery izany fa ny Malagasy maro anisa TSY MANAIKY INTSONY!!!
    profile Février 07
  • ENTO ARY NY SOLUTION ANAO ry Ismaël fa mora noho manomeha lesona an...naha misy marina ary ny zavatra sasany teneninao!!!
    profile Février 07
  • AIZA NY ENQUÊTE E????????? ALEO ANDEHA ATRAMINY FARANY DIA SAMY HO TSARAIN'NY VAHOKA MALAGASY EO DAHOLY IZAY TENA MELOKA E!!! 1er TSY INTERÊT NY FRANTSAY IO AN....ilay Malagasy dia gisa mainty faona!!! NY vahoaka noho matahotra ny mpanao politika nefa tokony CONTRAIRE, satria IZANY noho tena FANDROSOANA!!!
    profile Février 07
  • Ny fanatisme mitondra any an-kady e!!! Mba objectif isika fa tsy mba manana culture na débat fa varina @ olon-tokana faona!!! Samy tia tena daholy!!! RESPONSABLES IANAREO mpanao gazety ireo satria lalaovinareo ny sain'ny vahoka!!!
    profile Février 07
  • Teneno ny tena MARINA ry Ismael fa aza mihodikiodina faona eo e!!! Tao tsy sahano ny MANAMBARA DIRECT hoe TSY METY ny ATAON'NY FAT!!! RESPONSABLE DAHOLY IANAREO "pseudos" journalites gasy ireo!!!
    profile Février 07
  • Manaja tena ry Roger fa mba olon-dehibe mahajo taona ihany ianao!!! Na tianao naha tsy tianao dia tys MAINTSY tafaverina eto an Tanindrazana ny Filoha Ravalomanana!!! Ianareo izay mpanonga-mpanjakana niaraka taminy mpajanaka frantay mbola manana trosa @ Vahoaka Malagasy!!!
    profile Février 04
  • Maninona moha tsy nampiarinareo koa ny didy- mpitsarana momban'ny Rajaonarivelo Pierrot sy ny sisa ireny fa rehefa mety amininareo dia dia tsy azo kihanina!!! Ary tao tsy misy SAHY rehefa ny MPAJANAKA frantsay noho mandidy sy manampaka ny hoavy ny Firenena Malagasy??? Aiza ny Malagasy eo anantrehan'izany??? Soa ny MARO anisa TSY manaiky INTSONY!!! TSY ENKENA NY GABORARAKA SY NY ALATRA ETO aminy Firenena!!! Ny Malagasy noho i tsaran'ireo mpitondra tsy vao fidy ireo!!!
    profile Janvier 25