Robss
fa ahona ary no mitongy ty zavatra
3 mois -
- Karma

- Membre depuis
- Jeudi, 20 Octobre 2011 11:02
- Dernier accès
- 3 semaines -
- Visite du profil
- 59 visite
-
fa ahona ary no mitongy ty zavatra
-
Miteny ratsy ny vahoaka malagasy 20 tapitrisa foana ny asan'io tgv io, maninona raha anotaniany ny vahoaka hoe ekenaoreo ve sa tsia ny hiverenan'i r8 eto dia ho hita eo. Reo olona kely tonga teny ambohitsorohitra ireo nge ka tsy fokotany ray monja raha hisy aza e donc tsy afaka hiteny zavatra mikasika ny vahoaka mihintsy le dondrona io
-
Ireo maty teny tamin'io fotoana io dia mahita satria ny malagasy mino fa ambany fandry ny razana fa ambony fijery fa ireo lohadohany hikabary eo ary isan'izany i Rajoelina izay naniraka ny olona ho eny fa tsy nandeha no tena mpamono olona....Efa hatry ny ela mihintsy ngeh no nanomanany an'io e! ary raha tsaroantsika fa isaky ny misy olona maty dia lanonana be teo amin'ny 13 may....Fa saingy zao no aza adinontsika...FISAKA NY MARINA KA SAROTRA TADIAVINA SAINGY NY MARINA TSY MBA MATY.
-
Tsy mandeha intsony ny radio Antsiva...
-
Aleon'ny fitondrana FATY mampitombo isa sy manome tombotsoa ny miaramila sy zandary toa izay hamaly ny hetahetan'ny mpampianatra. Ny fampitomboana ny isan'ny mpampianatra no nandrasaka kay inona no teo fa fampitomboana isa ny olona hisotro toaka sy hanongam-panjaka ary hamono mpitsara no hita ary ny tena loza dia mbola nampihinana moloto ihany koa ny vahoaka madinika satria dia ny filana fototra mihintsy no hasarotina ny fahazahoana azy: TSY TAHOTRA TSY HENATRA INGAHY TGV MILAZA FA HASONDROTRA NY VIDIN'NY JIRO SY NY RANO....
