Anio-info Madagascar

A propos de moi

Basic Information

Gender
Male

Contact Information

Amis

  • Aucun amis encore
NR
NR
Miray fo sy saina @ Malagasy tra-boina rehetra vokatry ny rivo-doza.
Manentana ihany koa ny tompon'andraikitra rehetra isaky ny faritra sy toerana mety iharan-doza rehetra, haka fepetra hanokatra toerana fandraisana ny tsy manan-kialofana sy ireo sahirana.
Fotoana izao anehoana ny firaisan-kina, koa Andriamanitra hitahy antsika rehetra!
3 mois -
  • Karma
  • Membre depuis
  • Mardi, 15 Novembre 2011 05:41
  • Dernier accès
  • 18 heures 3 minutes -
  • Visite du profil
  • 47 visite
  • Miray fo sy saina @ Malagasy tra-boina rehetra vokatry ny rivo-doza.
    Manentana ihany koa ny tompon'andraikitra rehetra isaky ny faritra sy toerana mety iharan-doza rehetra, haka fepetra hanokatra toerana fandraisana ny tsy manan-kialofana sy ireo sahirana.
    Fotoana izao anehoana ny firaisan-kina, koa Andriamanitra hitahy antsika rehetra!
    profile Février 14
  • Niaiky ny solontenan'ny mpitsara fa betsaka ny kolikoly teo anivon'ny fitsarana, ka ny vaha olona hono dia ny hanomezan'ilay filoha sindikaly baiko tsy hanohizana izany intsony.
    Fa angaha re olona ny baiko sindikaly dia ambonin'ny fihanianana nataon'izireo @ maha mpitsara azy a? Dia ahoana ny fanarenana ny fiampangana diso nivoaka hatramin'izay vokatry ny risoriso???? Sa dia vitavita tsotra fotsiny ny fiainana potika sy ny fahamarinana nohitsakitsahan'ny mpitsara mpikolikoly?
    • Niaiky ny solontenan'ny mpitsara fa betsaka ny kolikoly teo anivon'ny fitsarana, ka ny vaha olona hono dia ny hanomezan'ilay filoha sindikaly baiko tsy hanohizana izany intsony. <br />Fa angaha re olona ny baiko sindikaly dia ambonin'ny fihanianana nataon'izireo @ maha mpitsara azy a? Dia ahoana ny fanarenana ny fiampangana diso nivoaka hatramin'izay vokatry ny risoriso???? Sa dia vitavita tsotra fotsiny ny fiainana potika sy ny fahamarinana nohitsakitsahan'ny mpitsara mpikolikoly?
    photos Février 09
  • Niaiky ny solontenan'ny mpitsara fa betsaka ny kolikoly teo anivon'ny fitsarana, ka ny vaha olona hono dia ny hanomezan'ilay filoha sindikaly baiko tsy hanohizana izany intsony.
    Fa angaha re olona ny baiko sindikaly dia ambonin'ny fihanianana nataon'izireo @ maha mpitsara azy a? Dia ahoana ny fanarenana ny fiampangana diso nivoaka hatramin'izay vokatry ny risoriso???? Sa dia vitavita tsotra fotsiny ny fiainana potika sy ny fahamarinana nohitsakitsahan'ny mpitsara mpikolikoly?
    profile Février 09